NoMore

1 day ago

NO MORE Madagascar
10 Desambra: Andro Iraisam-pirenena ho an'ny Zon'olombelonaLohahevitra amin'ity taona ity ny hoe : Fahafahana, Fitoviana ary fanomezan-drariny ho an'ny rehetra.Ny tsy fanajana ny zon'olona iray dia tafiditra ao anaty herisetra. Ary ny Zo dia mitovy. Eto amintsika anefa dia mbola misy ny vehivavy sy ankizivavy tsy misitraka tanteraka izany zony izany noho ireo Hevidraikitra na kolontsaika manimba.Anjarantsika rehetra no mandray izay andraikitra tandrify atsika mba ahafahan izay ireo hitovy amintsika ka hisitraka feno ny Zony. ... See MoreSee Less
View on Facebook

1 week ago

NO MORE Madagascar
❌ TSY AZO EKENA NY FANOMEZAN-TSINY NY OLONA IHARAN'NY HERISETRA🚫Tsy manana fahadisoana mihitsy na kely aza ny olona iharan'ny herisetra! Ny mpanao herisetra foana no tompin'andraikitra ary manana ny fahadisoana rehetra. Paikady iray ahafahantsika manafoana ny herisetra ny tsy hanomezantsika tsiny intsony ireo izay niharan'ny herisetra. ... See MoreSee Less
View on Facebook

No comments.